lundi 24 mai 2010

vaovao gasy 25 Mai 2010 Ma




GOVERNEMANTA VAOVAO
Lisitr’ireo mpikambana vaovao sy naverina ao amin’ny governemanta Vital Camille, araka ny didim-panjakana lah. 2010-360
Lisitr’ireo mpikambana vaovao sy naverina ao amin’ny governemanta Vital Albert Camille, araka ny didim-panjakana lah. 2010-360, nivoaka, omaly, 24 mey 2010 tao Ambohitsorohitra :
1. Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta : Jly Vital Albert Camille
2. Minisitry ny raharaham-bahiny : Vice Amiral d’Escadre Ramaroson Rarison Hyppolite
3. Minisitry ny Foloalindahy : Jly Rakotoarimasy André
4. Minisitry ny atitany : Jean
5. Mitana ny fitombokasem-panjakana, Minisitry ny fitsarana : Razanamahasoa Christine
6. Minisitry ny fitantanam-bola sy ny teti-bola : Rajaonarimampianina Hery
7. Minisitry ny filaminana anatiny : Rakotomihantarizaka Rémy Organès
8. Minisitry ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana : Andrianainarivelo Hajo Herivelona
9. Minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika : Tongavelo Athanase
10. Minisitry ny fanabeazam-pirenena : Razafimanazato Julien
11. Minisitry ny fahasalamam-bahoaka : Jly Rajaonarison Pascal Jacques
12. Minisitry ny fizahantany sy ny asatanana : Andréas Irène Victoire
13. Minisitry ny fitaterana : Ranjatoelina Roland
14. Minisitry ny rano : Nirhy-Lanto Hery Andriamahazo
15. Minisitry ny toekarena sy ny indostria : Fienena Richard
16. Minisitry ny varotra : Mahazoasy Freddie
17. Minisitry ny harena ankibon’ny tany sy ny solika : Ratovomalala Mamy
18. Minisitry ny angovo : Ramanantsoa Jean Rodolphe
19. Minisitry ny jono sy ny harena ambanin’ny rano : Lt Kly Mandehatsara Georget
20. Minisitry ny fambolena : Jaonina Mamitiana Juscelyno
21. Minisitry ny fiompiana : Maharante Jean de Dieu
22. Minisitry ny tontolo iainana sy ny ala : Jly Raveloharison Herilanto
23. Minisitry ny asa vaventy sy ny fizahana toetr’andro : Razafimandimby Eric
24. Minisitry ny fifandraisan-davitra, ny paositra ary ny teknolojia vaovao : Rahaingoson Iharizaka
25. Minisitry ny tanora sy ny fialamboly : Ranaivo Serge
26. Minisitry ny fanatanjahantena : Ramamonjisoa Virapin
27. Minisitry ny asam-panjakana, ny asa ary ny lalàna sosialy : Noelson William
28. Minisitry ny mponina sy ny raharaha sosialy : Ramaroson Nadine
29. Minisitry ny kolontsaina sy ny harem-bakoka : Rakotomalala Mireille Mialy
30. Minisitry ny fifandraisana : Malazarivo Félix
31. Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria : Jly Randrianazary
32. Sekreteram-panjakana miadidy ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa : Toto Raharimalala Marie Lydia
Nangonin’i Zo. Ra.

Lozam-piarakodia-Ambatomirahavavy : Olona 2 maty, 14 naratra
Enin-dahy nirongo basy nandroba mpamongady : Najifa ny vola tapa-tsakaosy teny (...)
Governemanta vaovao : Miaramila-teknisianina
Indraim-bava : Niova lasy nialana voly sy … vola
Fihaonana Frantsa – Afrika : Tsipahin’i Zuma sy Kabila i Andry (...)
Minisitry ny fahasalamana vaovao : Hamantana olana Rajaonarison Jacques
Toamasina : Tsentsina ny Lakandranon’i Pangalana
Fikambanana Andriambavin’ny ala : Dimy taona nizarana traikefa
Vondron’ny Fiarahamonina sivily : « Atsaharo ny herisetra »
Fjkm : Manameloka ny fitifirana mpitandrina
Governemanta vaovao : Nesorina ireo hirotsaka hofidiana (...)
Ankolafy telo : « Governemanta tsy ho to teny »

Hanorana miatoato any Sava sy Analanjirofo ary Atsinanana
Jereo ny tsipirihany
Euro 2 617,25 Ar JPY 23,50 Ar
USD 2 103,97 Ar ZAR 265,17 Ar
GBY 3. 016.46 Ar HKD 265,17 Ar
CHF 1 823,91 Ar USC 2390,2 Ar



Fonja Malagasy

Anisan’ny sehatra iray mahazo fanakianana matetika amin’ny tsy fanajana ny zon’olombelona ny fonja eto amintsika. Tsy mahagaga izany satria tsy manara-penitra ny famonjana ny voafonja malagasy. Mbola mavesatra sy lavitra ezaka ny fanajana ny zon’izy ireo.
Tahirim-panadihadiana

Tahiry hafa
Volan-kakafotra ka mila ...
Mahasoa anao ireto ...

Fivarotam-panafody
Fiaramanidina
Fahitalavitra
Lalaontsaina
Filazana manjo

vaovao gasy 24 Mai 2010 Sa

http://ti1ca.com/w36ahk1b-vij-08-100524-Vaovao-Rindra-Hariva-vij_08_100524_Vaovao-Rindra_Hariva.MP3.html

vendredi 7 mai 2010

vaovao gasy 07 MAI 2010 Ve


http://ti1ca.com/el33yue8-vij-08-100507-Vaovao-Fahazavana-Hariva-vij_08_100507_Vaovao-Fahazavana-Hariva.MP3.html

















jeudi 6 mai 2010

vaovao gasy 06 MAR 2010 Je


























http://ti1ca.com/hph13f75-vij-08-100506-Vaovao-Fahazavana-13H00-vij_08_100506_Vaovao-Fahazavana-13H00.MP3.html

mardi 4 mai 2010

vaovao gasy 05 MAI 2010 Me

















vaovao gasy 04 Mai 2010 Ma
























lundi 3 mai 2010

vaovao gasy 02 MAI 2010 Di

http://ti1ca.com/6r0vrgtd-vij-08-100502-Apenjiky-Vahiny-Fetison-Hafatra-Ratsiraka-sy-Ravalomanana-vij_08_100502_Apenjiky_Vahiny-Fetison_Hafatra-Ratsiraka-sy-Ravalomanana.MP3.html

vaovao gasy 03 MAI 2010 Lu



http://ti1ca.com/rh1chtl3-vij-08-100503-Vaovao-Fahazavana-Hariva-tsisy-farany-vij_08_100503_Vaovao-Fahazavana-Hariva_tsisy-farany.MP3.html