samedi 28 mai 2011
vaovao gasy 2011 Mai 28 Sa
http://ti1ca.com/aixytwsg-vii-08-110528--Niarahaba-mialoha-ny-Reny-Malagasy-rehetra-Ramatoa-Lalao-Ravalomanana-vii_08_110528_-Niarahaba-mialoha-ny-Reny-Malagasy-rehetra-Ramatoa-Lalao-Ravalomanana.MP3.html
http://ti1ca.com/jgdsrsnd-vii-08-110528--Niarahaba-mialoha-ny-Reny-Malagasy-rehetra-Ramatoa-Lalao-Ravalomanana-vii_08_110528_-Niarahaba-mialoha-ny-Reny-Malagasy-rehetra-Ramatoa-Lalao-Ravalomanana.wmv.html
http://ti1ca.com/k9d4tv1s-vii-08-110528-Ramatoa-Ihanta-Randriamandranto-GTT-vii_08_110528_Ramatoa-Ihanta-Randriamandranto_GTT.wmv.html
http://ti1ca.com/jvpqf89v-vii-08-110528-Loholona-Ramatoa-Ruffine-Tsiranana-GTT-vii_08_110528_Loholona-Ramatoa-Ruffine-Tsiranana_GTT.wmv.html
http://ti1ca.com/l4kveb8f-vii-08-110528-Dr-Jules-Andriamaholison-GTT-vii_08_110528_Dr-Jules-Andriamaholison_GTT.wmv.html
http://ti1ca.com/uz3j94gc-vii-08-110528-RLM-Mahatsara-vahiny-Rtoa-Ihanta-Randriamandranto-vii_08_110528_RLM_Mahatsara-vahiny_Rtoa-Ihanta-Randriamandranto.MP3.html
http://ti1ca.com/y2wvvt4i-vii-08-110528-Vaovao-Longo-Hariva-2eme-edition-vii_08_110528_Vaovao-Longo_Hariva_2eme-edition.MP3.html
http://ti1ca.com/g7q32dqs-vii-08-110528-Vaovao-Rindra-Hariva-vii_08_110528_Vaovao-Rindra_Hariva.MP3.html
http://ti1ca.com/gszbkpvq-vii-08-110528-Vaovao-Longo-Hariva-1ere-edition-vii_08_110528_Vaovao-Longo_Hariva_1ere-edition.MP3.html
http://ti1ca.com/990ugqss-vii-08-110528-Vaovao-Rindra-Atoandro-sy-Feongazety-vii_08_110528_Vaovao-Rindra_Atoandro-sy-Feongazety.MP3.html
Tout afficher
ity koa ny discours-n'i Lalao Ravalomanana @ fetin'ny Reny (http://collectif-gtt.org/content/28052011-aza-mitsahatra-mitondra-am-bavaka-ny-firenena-hoy-rtoa-lalao-ravalomanana-vid-os
Niarahaba sahady ny reny mpiara-mitolona rehetra ny vadin’ny Filoha RAVALOMANANA androany. “Aza mitsahatra mivavaka ho an’ny Firenena” hoy Lalao RAVALOMANANA raha nitafa mivantana tamin’ireo rehetra nivory tao amin’ny foiben’ny Ankolafy RAVALOMANANA ny tenany. “Manana andraikitra lehibe eo amin’ny fanavotana ny firenena isika reny” hoy izy “koa mila mijoro hatrany hanabe ny mpiara-monina”.
Mba tsy ho ao anaty lonilony intsony …
Nandritry ny dinidika ambany tafotrano nihaonan’ny vehivavy ao anatin’ny ankolafy RAVALOMANANA tamin’ireo mpitari-tolona dia nanamafy Ihanta Andriamandranto fa “raha ny faniriana dia tsy ho ao anaty lonilony toy izao intsony ny fetin’ny reny manaraka”. Nazavainy tamin’izany fa fanirian’ny tsirairay ny mba ho eo anilan’ny olona sarobidy aminy amin’izany fetin’ny reny izany saingy ankehitriny dia mbola misy Raiamandrenin’ny Malagasy tsy mbola tafaverina an-tanindrazana ka tsy afaka miara-miriaria amin’ny vahoaka. Ankoatr’izay dia maro ny reny Malagasy amin’izao fotoana izao no tsy miaraka amin’ny fianakaviany satria ny vadiny na ny zanany dia mbola any am-ponja noho ny fahasahiana mijoro amin’ny fahamarinana.
Manan-danja amin’ny fitantanana ny toro-hevitry ny vehivavy satria manan-tsaina mandinika sy mandamina izy ireo. Araky ny nambaran’ny loholona Ruffine Tsiranana dia “raha misy lehilahy Filoham-pirenena dia ny vehivavy no tena mitondra satria matetika ilaina ny heviny”. Nankahery ny vehivavy rehetra ao amin’ny Ankolafy RAVALOMANANA moa ny tenany amin’ny tolona izay atao indrindra amin’ny fitsapana maro noho izao krizy izao.
Mankasitraka …
Nitondra ny tenin’ny Birao Politikan’ny Tiako I Madagasikara ny Depiote Jules Andriamaholison izay mpanolotsiana ao anatin’ny antoko. Nankasitraka ny herin-tsaina ananan’ny vehivavy ny tenany amin’ny fiatrehana ny tolona. “Raha tsy nisy anareo vehivavy angamba dia efa rava ity tolona ity” hoy izy. Nanentana moa ny tenany mba tsy hitsahatra izany fahavitrihana ananan’ny vehivavy izany.
Hetsika
Nikarakara hetsika nifampizarana ny mamy moa ireto vehivavy TIM ireto amin’izao fankalazana ny fetin’ny Reny izao. Mofomamy aman-jatony no namidy tamin’ny vidiny mirary mba ahafahan’ny reny rehetra mifaly na dia misy azan y krizy. Hetsika nahafahana nanamafy ny firaisan-kinan’ny vehivavy ihany koa izy ity satria niaraha-nanatanteraka avokoa ny asa rehetra manodidina izany. Manodidina ny roanjato ny tapakila lafo rah any filazan’ny mpikarakara.
Samedi 28 Mai 2011*11h00->Par son déplacement avec Rajoelina à Analavory ce matin, l'Ambassadeur Turc prouve une fois de plus son soutien au régime de facto./ De peur de faire école, Rajoelina lance un appel aux partis qui lui sont fidèles de ne pas renier leur paraphe apposé à Ivato sitôt arrivé à Gaborone.
Samedi 28 Mai 2011*10h00->Manandafy Rakotonirina renouvelle son appel à la FFKM à la médiation. Il a cité le succès de la médiation de l'Archevêque Desmond Tutu en Afrique du Sud./ Seulement 15 à 20% des contribuables tananariviens ont payé leurs impôts durant le premier trimestre./Les Forces Armées devraient participer à la réunion de Gaborone selon le Président Zafy Albert du fait de leurs responsabilités dans l’accession de Rajoelina au pouvoir./ Le Parti Andoharano suggère une nouvelle Transition : gouvernement neutre et indépendante, Ceni, Parlement, HCC à dissoudre et un Comité Supérieur de Salut Public constitué de 15 commissariats soit érigé./ L'Escopol demande la libération de tous les prisonniers politiques et déclare aller à Gaborone pour signer non pas pour discuter.
Re: Patrick Nicaud Roger se vante de bénéficier une protection en haut lieu. On attend la suite.
Envoyé par: Pédophilie (Adresse IP journalisée)
Date: sam 28 mai 2011 20:05:10
Un CD de Patrick Nicaud Roger entre les mains de la Justice malgache
La Une du quotidien « La Gazette de la Grande île » a causé une vive réaction du Ministre de la Justice Christine Razanamahasoa. En effet, la photo d’un étranger, Patrick Nicaud Roger, en train d’abuser d’une fillette de 11 ans s’étalait sur la première page du journal dans son édition de mardi 24 mai 2011.
Nos confrères ont publié sciemment cette photo extraite d’un CD de 50 minutes des ébats de cet étranger résidant à Toamasina, afin de dénoncer clairement ces abus. Ledit Patrick Nicaud Roger se déclare en effet intouchable.
Le Ministre Christine Razanamahasoa a indiqué que ledit CD est déjà entre les mains de la justice et que l’enquête est en cours. Elle a reproché au quotidien cette photo choquante, tout en insistant sur le rôle éducatif de la presse.
Pour l’instant, le pédophile se trouverait dans la Capitale , totalement libre de ses mouvements.
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire